plt_tn/tit/01/14.md

12 lines
333 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia nanohy ny toromarikany ny amin'ny hampianaran'i Titosy an'ny Kretana.
# Anganon'ny Jiosy
Izany dia manondro ny fampianaran-diso ireo Jiosy.
# Niala tamin'ny fahamarinana
Paoly dia miresaka ny marina ho toy ny zavatra iray mihetsika izay afaka haverina amin'ny lalana izay niangany.