# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia nanohy ny toromarikany ny amin'ny hampianaran'i Titosy an'ny Kretana. # Anganon'ny Jiosy Izany dia manondro ny fampianaran-diso ireo Jiosy. # Niala tamin'ny fahamarinana Paoly dia miresaka ny marina ho toy ny zavatra iray mihetsika izay afaka haverina amin'ny lalana izay niangany.