plt_tn/tit/01/12.md

778 B

Iray tamin'izy ireo

"Iray amin'ireo Kretana" na "olona avy amin'ny vahoakan'i Kreta."

izay lehilahy hendrin'izy ireo

Mety ho dikany dia izao: 1) mpaminany na 2) poeta na filozofa na 3) mpampianatra.

Ny Kretana dia mpandainga mandrakariva

"Ny Kretana dia mandainga foana." izany dia fanitarana ho an'ny Kretana maro izay matetika mandainga..

Ratsy ary biby mandoza

Izany fanoharana izany dia mampitaha ireo Kretana amin'ireo biby mandoza.

Kamo be tenda

Fomba fiteny ho an'ny olona izay tsy manao na inona na inona kanefa mihinana sakafo be loatra.

Noho izany anaro mafy izy ireo

"Noho izany dia lazao mafy azy ireo fa diso izy ireo."

Mba hatanjaka amin'ny finoana izy ireo

"Mba hanana finoana matanjaka izy ireo" na "mba ho marina ny finoan'izy ireo."