plt_tn/tit/01/12.md

28 lines
778 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Iray tamin'izy ireo
"Iray amin'ireo Kretana" na "olona avy amin'ny vahoakan'i Kreta."
# izay lehilahy hendrin'izy ireo
Mety ho dikany dia izao: 1) mpaminany na 2) poeta na filozofa na 3) mpampianatra.
# Ny Kretana dia mpandainga mandrakariva
"Ny Kretana dia mandainga foana." izany dia fanitarana ho an'ny Kretana maro izay matetika mandainga..
# Ratsy ary biby mandoza
Izany fanoharana izany dia mampitaha ireo Kretana amin'ireo biby mandoza.
# Kamo be tenda
Fomba fiteny ho an'ny olona izay tsy manao na inona na inona kanefa mihinana sakafo be loatra.
# Noho izany anaro mafy izy ireo
"Noho izany dia lazao mafy azy ireo fa diso izy ireo."
# Mba hatanjaka amin'ny finoana izy ireo
"Mba hanana finoana matanjaka izy ireo" na "mba ho marina ny finoan'izy ireo."