plt_tn/tit/01/08.md

461 B

Fa kosa

Paoly dia nanova ny heviny ny amin'ny hoe: ny loholona dia tsy tokony ho

Sakaizan'izay tsara

Manaiky zavatra tsara sy fitondran-tena tsara.

Mitana mafy

Paoly dia miresaka momba ny fanoloran-tena amin'ny finoana Kristiana toy ny hoe mahazo ny finoana amin'ny tanany. DH: "manolora tena ho an'ny" na "fantaro tsara."

Fampianarana tsara

Izy dia tsy maintsy mampianatra izay marina mahakasika an'Andriamanitra ary ny zavatra ara-panahy hafa.