# Fa kosa Paoly dia nanova ny heviny ny amin'ny hoe: ny loholona dia tsy tokony ho # Sakaizan'izay tsara Manaiky zavatra tsara sy fitondran-tena tsara. # Mitana mafy Paoly dia miresaka momba ny fanoloran-tena amin'ny finoana Kristiana toy ny hoe mahazo ny finoana amin'ny tanany. DH: "manolora tena ho an'ny" na "fantaro tsara." # Fampianarana tsara Izy dia tsy maintsy mampianatra izay marina mahakasika an'Andriamanitra ary ny zavatra ara-panahy hafa.