plt_tn/sng/08/10.md

12 lines
350 B
Markdown

# fa ankehitriny ireo nonoko dia toy ireo tilikambo fiarovana mafy
Lava tahaka ireo tilikambo ny nonon'ilay vehivavy.
# tena efa matoy tokoa aho eo imasony
Hitan'ny malalany ankehitriny fa efa tena vehivavy matoy tanteraka izy, ary tiany. DH: "Ankasitrahan'ny malalako aho"
# eo imasony
Eto ny hoe "masony" dia manondro ny malalany. DH: "aminy"