# fa ankehitriny ireo nonoko dia toy ireo tilikambo fiarovana mafy Lava tahaka ireo tilikambo ny nonon'ilay vehivavy. # tena efa matoy tokoa aho eo imasony Hitan'ny malalany ankehitriny fa efa tena vehivavy matoy tanteraka izy, ary tiany. DH: "Ankasitrahan'ny malalako aho" # eo imasony Eto ny hoe "masony" dia manondro ny malalany. DH: "aminy"