plt_tn/sng/06/11.md

492 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mamarana miresaka amin'ny tenany ilay tia.

ala kely

Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 4:12.

tsiry vaovao

"zava-maniry mbola kely" na "sampany vaovao"

nitsimoka

"maniry ny voniny." Ny voniny dia faritra boribory amin'ireo zava-maniry izay misokatra ary manome voninkazo.

namony

"namoaka voninkazo"

Tena faly aho ka nahatsapa fa nitaingina ny kalesin'ny andrian-dahy

Mampiasa io sarinteny io ny tia mba hanehoana fa tena faly izy.