plt_tn/sng/06/11.md

24 lines
492 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mamarana miresaka amin'ny tenany ilay tia.
# ala kely
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 4:12.
# tsiry vaovao
"zava-maniry mbola kely" na "sampany vaovao"
# nitsimoka
"maniry ny voniny." Ny voniny dia faritra boribory amin'ireo zava-maniry izay misokatra ary manome voninkazo.
# namony
"namoaka voninkazo"
# Tena faly aho ka nahatsapa fa nitaingina ny kalesin'ny andrian-dahy
Mampiasa io sarinteny io ny tia mba hanehoana fa tena faly izy.