plt_tn/sng/06/08.md

857 B

Misy mpanjakavavy enimpolo, vaditsindrano valopolo

"Misy mpanjakavavy 60, vaditsindrano 80."

ary zatovovavy tsy hita isa

Ny teny hoe "tsy hita isa" dia midika fa tsy tambo isaina izy ireo. DH: "tovovavy maro be"

Ry voromailalako, ry madioko

Jereo ny nandikanao ny hoe "voromailalako, ry madioko" ao amin'ny 5:2.

ilay hany tokako

"dia tokana" na "tsy manan-tsahala." Mampitaha ilay vehivavy amin'ny vehivavy rehetra ilay tia. Na dia misy vehivavy fatratra maro be aza, dia tsy manan-paharoa amin'ireo ambiny io vehivavy io.

izy dia vavy tokan-dreniny

"izy dia zanaka vavy tokan'ny reniny" na "izy no zanaka vavin'ny reniny izay tokana"

ilay vehivavy izay niteraka azy

Io andianteny io dia manondro ny reniny.

niantso azy hoe sambatra

"nanambara fa mandeha tsara ho azy manokana ny zavatra rehetra" na "nilaza fa tsara vintana izy"