# Misy mpanjakavavy enimpolo, vaditsindrano valopolo "Misy mpanjakavavy 60, vaditsindrano 80." # ary zatovovavy tsy hita isa Ny teny hoe "tsy hita isa" dia midika fa tsy tambo isaina izy ireo. DH: "tovovavy maro be" # Ry voromailalako, ry madioko Jereo ny nandikanao ny hoe "voromailalako, ry madioko" ao amin'ny 5:2. # ilay hany tokako "dia tokana" na "tsy manan-tsahala." Mampitaha ilay vehivavy amin'ny vehivavy rehetra ilay tia. Na dia misy vehivavy fatratra maro be aza, dia tsy manan-paharoa amin'ireo ambiny io vehivavy io. # izy dia vavy tokan-dreniny "izy dia zanaka vavy tokan'ny reniny" na "izy no zanaka vavin'ny reniny izay tokana" # ilay vehivavy izay niteraka azy Io andianteny io dia manondro ny reniny. # niantso azy hoe sambatra "nanambara fa mandeha tsara ho azy manokana ny zavatra rehetra" na "nilaza fa tsara vintana izy"