plt_tn/sng/06/05.md

417 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy midera ilay vehivavy ny malalany.

manafotra ahy

"mampihorohoro ahy." Tsara loatra ny mason'ilay vehivavy ka mahatonga ny malalany hahatsiaro ho safotra sy matahotra izany satria tsy voatohiny ny heriny.

Ny volonao...avy eny amin'ireo hantsan'ny Tendrombohitr'i Gileada

Jereo ny nandikanao ny hoe "Ny volonao...avy eny an-tendrombohitr'i Gileada" ao amin'ny 4:1.