plt_tn/sng/06/05.md

12 lines
417 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy midera ilay vehivavy ny malalany.
# manafotra ahy
"mampihorohoro ahy." Tsara loatra ny mason'ilay vehivavy ka mahatonga ny malalany hahatsiaro ho safotra sy matahotra izany satria tsy voatohiny ny heriny.
# Ny volonao...avy eny amin'ireo hantsan'ny Tendrombohitr'i Gileada
Jereo ny nandikanao ny hoe "Ny volonao...avy eny an-tendrombohitr'i Gileada" ao amin'ny 4:1.