plt_tn/sng/05/15.md

24 lines
763 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manoritsoritra ny malalany ilay tovovavy.
# Ireo tongony dia andry vita amin'ny marba
Mafy sy tsara tahaka ny andry vita amin'ny marba ny tongony.
# marba
vato tena mafy izay misy lokony maro samihafa ary lokoin'ny olona mba hanalamana izany.
# mifototra amin'ny volamena tsy mifangaro
DH: "izay misy fototra volamena tsy mifangaro tahaka ireo fiorenany." Sarobidy sy tsara tahaka ny fototra vita amin'ny volamena tsy mifangaro izay manohana ireo andry vita amin'ny marba ny tongony.
# ny endriny dia tahaka an'i Libanona
"mitovy amin'i Libanona izy." Libanona dia faritra tsara izay misy tendrombohitra sy hazo maro.
# tsiriritina tahaka ny sedera
"iriana tahaka ny sedera" na "fatratra tahaka ny sedera"