plt_tn/sng/05/15.md

763 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manoritsoritra ny malalany ilay tovovavy.

Ireo tongony dia andry vita amin'ny marba

Mafy sy tsara tahaka ny andry vita amin'ny marba ny tongony.

marba

vato tena mafy izay misy lokony maro samihafa ary lokoin'ny olona mba hanalamana izany.

mifototra amin'ny volamena tsy mifangaro

DH: "izay misy fototra volamena tsy mifangaro tahaka ireo fiorenany." Sarobidy sy tsara tahaka ny fototra vita amin'ny volamena tsy mifangaro izay manohana ireo andry vita amin'ny marba ny tongony.

ny endriny dia tahaka an'i Libanona

"mitovy amin'i Libanona izy." Libanona dia faritra tsara izay misy tendrombohitra sy hazo maro.

tsiriritina tahaka ny sedera

"iriana tahaka ny sedera" na "fatratra tahaka ny sedera"