plt_tn/sng/04/09.md

16 lines
493 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'ilay vehivavy ny tia.
# Lasanao ny foko
Milaza izy fa azy ankehitriny ny fitiavany. DH: "babonao ny fitiavako."
# havako
Malalan'ilay tia tokoa tahaka ny anabaviny ihany ravehivavy. Tsy tena mpianadahy izy ireo akory. DH: "ry malalako" na "ny hany malalako"
# tamin'ny fijery iray monja taty amiko, tamin'ny firavaka iray monja teo amin'ny vozonao
Samy manintona ny tia azy ho eny aminy ny mason-dravehivavy sy ny firavakany.