# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'ilay vehivavy ny tia. # Lasanao ny foko Milaza izy fa azy ankehitriny ny fitiavany. DH: "babonao ny fitiavako." # havako Malalan'ilay tia tokoa tahaka ny anabaviny ihany ravehivavy. Tsy tena mpianadahy izy ireo akory. DH: "ry malalako" na "ny hany malalako" # tamin'ny fijery iray monja taty amiko, tamin'ny firavaka iray monja teo amin'ny vozonao Samy manintona ny tia azy ho eny aminy ny mason-dravehivavy sy ny firavakany.