plt_tn/sng/04/03.md

24 lines
586 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy midera ilay vehivavy ilay tia.
# dia tahaka ny kofehy jaky
Io andianteny io dia mampitaha ny lokon'ny molotr'ilay vehivavy amin'ny kofehy jaky. DH: "dia mena midorehitra toy ny kofehy jaky."
# jaky
loko mena midorehitra izay tena mitovy amin'ny lokon'ny rà
# maha-te ho tia
"tsara tarehy"
# Tahaka ny hasin'ampongabendanitra
Ny ampongabendanitra dia malama, boribory, ary feno loko mena. DH: "dia feno raozy sy boribory tahaka ny hasin'ampongabendanitra roa."
# ao ambadiky ny voalinao
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 4:1.