plt_tn/sng/04/03.md

586 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy midera ilay vehivavy ilay tia.

dia tahaka ny kofehy jaky

Io andianteny io dia mampitaha ny lokon'ny molotr'ilay vehivavy amin'ny kofehy jaky. DH: "dia mena midorehitra toy ny kofehy jaky."

jaky

loko mena midorehitra izay tena mitovy amin'ny lokon'ny rà

maha-te ho tia

"tsara tarehy"

Tahaka ny hasin'ampongabendanitra

Ny ampongabendanitra dia malama, boribory, ary feno loko mena. DH: "dia feno raozy sy boribory tahaka ny hasin'ampongabendanitra roa."

ao ambadiky ny voalinao

Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 4:1.