plt_tn/sng/04/01.md

8 lines
286 B
Markdown

# Endrey, tsara tarehy ianao...masonao dia voromailala
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:15.
# Ny volonao...tendrombohitr'i Gileada
Ny osy matetika dia mainty ny lokony ary rehefa mandeha eny an-tendrombohitra ireo dia toy ny onja lava eo amin'ny volom-behivavy ny volon'izany.