plt_tn/sng/04/01.md

286 B

Endrey, tsara tarehy ianao...masonao dia voromailala

Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:15.

Ny volonao...tendrombohitr'i Gileada

Ny osy matetika dia mainty ny lokony ary rehefa mandeha eny an-tendrombohitra ireo dia toy ny onja lava eo amin'ny volom-behivavy ny volon'izany.