plt_tn/sng/02/10.md

16 lines
277 B
Markdown

# Mitsangàna
"Miarena"
# ilay tiako
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:9.
# Indro, efa lasa ny ririnina
Ny teny hoe "Indro" eto dia manindry izay manaraka. DH: "Eny tokoa"
# efa nitsahatra ny orana ary efa lasa
Ao Israely, dia mandritra ny ririnina ihany ny orana.