plt_tn/sng/02/10.md

277 B

Mitsangàna

"Miarena"

ilay tiako

Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:9.

Indro, efa lasa ny ririnina

Ny teny hoe "Indro" eto dia manindry izay manaraka. DH: "Eny tokoa"

efa nitsahatra ny orana ary efa lasa

Ao Israely, dia mandritra ny ririnina ihany ny orana.