plt_tn/sng/01/12.md

680 B

mandry eo am-pandriany

"nipetraka teo an-databany"

namerovero

"namoaka ny fofony manitra"

narda

menaka izay azon'ny olona avy amin'ny narda na hazona narda (zava-maniry mani-pofona izay misy voninkazo mavokely sy fotsy) lafo vidy ary nampiasaina mba hanalefahana ny hoditr'izy ireo mba hahazoana fofona mahafinaritra.

Amiko ny malalako dia toy ny

"Ho ahy, ny malalako dia toy ny"

mandany ny alina eo an-tratrako

"mandry eo an-tratrako ny alina tontolo." Manisy fatrana miora kely eo amin'ny tratrany ireo vehivavy mba hampisy fofona mahafinaritra izany hatrany.

kofera

voninkazo avy amin'ny hazokely any an'efitra izay nampiasain'ny olona atao ranomanitra