# mandry eo am-pandriany "nipetraka teo an-databany" # namerovero "namoaka ny fofony manitra" # narda menaka izay azon'ny olona avy amin'ny narda na hazona narda (zava-maniry mani-pofona izay misy voninkazo mavokely sy fotsy) lafo vidy ary nampiasaina mba hanalefahana ny hoditr'izy ireo mba hahazoana fofona mahafinaritra. # Amiko ny malalako dia toy ny "Ho ahy, ny malalako dia toy ny" # mandany ny alina eo an-tratrako "mandry eo an-tratrako ny alina tontolo." Manisy fatrana miora kely eo amin'ny tratrany ireo vehivavy mba hampisy fofona mahafinaritra izany hatrany. # kofera voninkazo avy amin'ny hazokely any an'efitra izay nampiasain'ny olona atao ranomanitra