plt_tn/sng/01/07.md

20 lines
458 B
Markdown

# hanomezanao sakafo ho an'ireo ondry aman'osinao
"hampihinanao ireo ondry aman'osinao"
# hampandrianao ireo ondry aman'osinao
"hampitsaharana ny ondry aman'osinao"
# Nahoana aho no tokony ho tahaka ny olona izay mirenireny anilan'ny ondry aman'osin'ny namanao?
DH: "Lazao ahy amin'izay aho mba tsy mila mirenireny eo amin'ireo ondry aman'osin'ireo namanao rehefa mitady anao."
# mirenireny
"mandeha manodidina"
# namana
"sakaiza" na "mpiara-miasa"