plt_tn/sng/01/07.md

458 B

hanomezanao sakafo ho an'ireo ondry aman'osinao

"hampihinanao ireo ondry aman'osinao"

hampandrianao ireo ondry aman'osinao

"hampitsaharana ny ondry aman'osinao"

Nahoana aho no tokony ho tahaka ny olona izay mirenireny anilan'ny ondry aman'osin'ny namanao?

DH: "Lazao ahy amin'izay aho mba tsy mila mirenireny eo amin'ireo ondry aman'osin'ireo namanao rehefa mitady anao."

mirenireny

"mandeha manodidina"

namana

"sakaiza" na "mpiara-miasa"