plt_tn/rut/04/16.md

549 B

Noraisin'i Naomy ilay zaza

Izany dia manondro an'i Naomy izay mandray ilay zaza. Atovy azo antoka fa tsy milaza io hoe nalainy tamin'i Rota izany.

nampatoriany teo an-tratrany

"nitazona azy teo an-tratrany izy." Ity dia fanambarana fitiavana sy fitiavana ny zaza.

Ilay zaza lahy nateraka ho an'i Naomy

"Sahala amin'ny zanak'i Naomy ilay zaza." Tsiahivina fa zafikelin'i

niteraka an'i Davida

"rain'i Davida Mpanjaka." Na dia tsy voalaza aza ny "mpanjaka", dia nazava tamin'ny mpihaino tany am-boalohany fa i Davida no Davida Mpanjaka.