plt_tn/rut/04/16.md

16 lines
549 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Noraisin'i Naomy ilay zaza
Izany dia manondro an'i Naomy izay mandray ilay zaza. Atovy azo antoka fa tsy milaza io hoe nalainy tamin'i Rota izany.
# nampatoriany teo an-tratrany
"nitazona azy teo an-tratrany izy." Ity dia fanambarana fitiavana sy fitiavana ny zaza.
# Ilay zaza lahy nateraka ho an'i Naomy
"Sahala amin'ny zanak'i Naomy ilay zaza." Tsiahivina fa zafikelin'i
# niteraka an'i Davida
"rain'i Davida Mpanjaka." Na dia tsy voalaza aza ny "mpanjaka", dia nazava tamin'ny mpihaino tany am-boalohany fa i Davida no Davida Mpanjaka.