plt_tn/rut/04/11.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# ireo olona izay teo amin'ny vavahady
"ireo olona izay niara-nivory teo akaikin'ny vavahady"
# tonga ao antranonao
Misy dikany ara-bakiteny sy hevitra ambadika izany. Rehefa nanambady an'i Boaza i Rota, dia hiditra ao an-tranony izy. Ny trano ihany koa dia afaka manondro ny hoe tafiditra fianakavian'i Boaza amin'ny maha vadiny azy.
# toa an'i Rahely sy Lea
Ireo no vady roa an'i Jakoba, izay novaina ny anarany tamin'ny Israely.
# nanangana ny tranon'ny Israely
"niteraka maro izay tonga firenen'ny Israely"
# ary enga anie ianao hahomby ao Efrata
Efrata no anaran'ilay fikambanana nisy an'i Boaza tany Betlehema.
# Enga anie ny tranonao ho toy ny
Notahin'Andriamanitra be dia be i Joda tamin'ny alalan'i Fareza zanany. Ny vahoaka dia nangataka tamin'Andriamanitra mba hitahy an'i Boaza toy izany amin'ny alalan'ny zanak'i Rota.
# naterak'i Tamara tamin'i Joda
Vehivavy maty vady ihany koa i Tamara. Joda dia niteraka zazalahy niaraka taminy, izay nanohy ny anaran'ny ankohonana.
# amin'ny alalan'ny taranaka izay homen'i Yaveh anao
Yaveh dia hanome zaza amin'ny alalan'i Rota i Boaza.