plt_tn/rut/04/11.md

1.1 KiB

ireo olona izay teo amin'ny vavahady

"ireo olona izay niara-nivory teo akaikin'ny vavahady"

tonga ao antranonao

Misy dikany ara-bakiteny sy hevitra ambadika izany. Rehefa nanambady an'i Boaza i Rota, dia hiditra ao an-tranony izy. Ny trano ihany koa dia afaka manondro ny hoe tafiditra fianakavian'i Boaza amin'ny maha vadiny azy.

toa an'i Rahely sy Lea

Ireo no vady roa an'i Jakoba, izay novaina ny anarany tamin'ny Israely.

nanangana ny tranon'ny Israely

"niteraka maro izay tonga firenen'ny Israely"

ary enga anie ianao hahomby ao Efrata

Efrata no anaran'ilay fikambanana nisy an'i Boaza tany Betlehema.

Enga anie ny tranonao ho toy ny

Notahin'Andriamanitra be dia be i Joda tamin'ny alalan'i Fareza zanany. Ny vahoaka dia nangataka tamin'Andriamanitra mba hitahy an'i Boaza toy izany amin'ny alalan'ny zanak'i Rota.

naterak'i Tamara tamin'i Joda

Vehivavy maty vady ihany koa i Tamara. Joda dia niteraka zazalahy niaraka taminy, izay nanohy ny anaran'ny ankohonana.

amin'ny alalan'ny taranaka izay homen'i Yaveh anao

Yaveh dia hanome zaza amin'ny alalan'i Rota i Boaza.