plt_tn/rut/04/03.md

16 lines
497 B
Markdown

# Naomy ... nivarotra ampahan-tany
Andraiitry ny havana ny mamerina ny tanin'ny havany ary mikarakara ny ankohonany. Tamin'ity tranga ity, dia midika izany fa tsy maintsy mividy ny tanin'i Naomy ilay lehilahy, manambady an'i Rota, ary mikarakara an'i Naomy.
# eo anatrehan'ireo
Izany dia ahatonga ny fifanakalozana ho ara-dalàna.
# hanavotra izany
Midika izany fa hividy ny tany ho fitazomana izany ho an'ny fianakaviany.
# izaho manohana anao
Boaza no havany manaraka, hanavotra ny tany.