plt_tn/rut/04/03.md

497 B

Naomy ... nivarotra ampahan-tany

Andraiitry ny havana ny mamerina ny tanin'ny havany ary mikarakara ny ankohonany. Tamin'ity tranga ity, dia midika izany fa tsy maintsy mividy ny tanin'i Naomy ilay lehilahy, manambady an'i Rota, ary mikarakara an'i Naomy.

eo anatrehan'ireo

Izany dia ahatonga ny fifanakalozana ho ara-dalàna.

hanavotra izany

Midika izany fa hividy ny tany ho fitazomana izany ho an'ny fianakaviany.

izaho manohana anao

Boaza no havany manaraka, hanavotra ny tany.