plt_tn/rut/02/21.md

608 B

Hoy tokoa izy tamiko

"Nilaza tamiko mihitsy aza izy." Midika izany fa ny manaraka dia ny ampahany manan-danja ndrindra amin'ny tenin'i Boaza tamin'i Rota.

hifanakaiky amin'ny zatovolahiko hatrany

Boaz dia nanondro ny fiarovana ara-batana izay azon'ireo lehilahiny omena azy.

handehananao miaraka amin'ny

"miara-miasa amin'ny"

hisy hanjo

Ny mety ho dikany dia izao 1) ny mpiasa sasany dia mety hametaveta an'i Rota na hiezaka ny hisambotra azy ka hiara-mandry aminy na 2) amin'ny sehatra hafa, mety hanelingelina na hanakana azy tsy hitsimpona mandra-pahatongan'ny fotoam-pijinjana ny tompony.