plt_tn/rut/02/21.md

16 lines
608 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hoy tokoa izy tamiko
"Nilaza tamiko mihitsy aza izy." Midika izany fa ny manaraka dia ny ampahany manan-danja ndrindra amin'ny tenin'i Boaza tamin'i Rota.
# hifanakaiky amin'ny zatovolahiko hatrany
Boaz dia nanondro ny fiarovana ara-batana izay azon'ireo lehilahiny omena azy.
# handehananao miaraka amin'ny
"miara-miasa amin'ny"
# hisy hanjo
Ny mety ho dikany dia izao 1) ny mpiasa sasany dia mety hametaveta an'i Rota na hiezaka ny hisambotra azy ka hiara-mandry aminy na 2) amin'ny sehatra hafa, mety hanelingelina na hanakana azy tsy hitsimpona mandra-pahatongan'ny fotoam-pijinjana ny tompony.