plt_tn/rut/01/11.md

1.2 KiB

Nahoana ianareo no handeha hanaraka ahy?

izany dia fanontaniana mipetraka. DH: "tsy mety aminao ny miaraka amiko." na "tsy tokony hiaraka amiko ianao."

Mbola hanana zazalahy ato an-kiboko ve aho ho anareo, ka ho lasa vadinareo izy ireo?

Naomy dia nampiasa io fanontaniana io mba hilazana fa mety tsy hanana zanaka hafa mba ho vadin'izy ireo izy. DH: "Mazava ho azy fa tsy afaka ny hanana zanaka hafa izay mety ho vadinareo aho."

efa antitra aho raha hanambady

ny antony maha zava-dehibe ny fananana vady dia azo nambara mazava. DH: "efa antitra loatra raha hanambady indray ka hanana zanaka maro"

hiteraka zazalahy

"miteraka zaza" na "miteraka zazalahy"

mbola hahandry azy ireo mandra-pahalehibehiny ve ianareo? Hahandry ve ianareo ary tsy hanambady lehilahy ankehitriny?

izany dia fanontaniana mipetraka, izay tsy mila valiny. DH: "tsy hiandry mandra-pahalehibe azy ireo ianareo vao afaka manambady azy. Te hanambady lehilahy ianareo izao."

Mampalahelo ahy indrindra izany

Ny mampalaelo azy dia afaka lazaina mazava. DH: "mampalahelo ahy indrindra ny tsy fanananareo vady"

ny tanan'i Yaveh no namely ahy

Ny teny hoe "tanana" dia manondro ny herin'i Yaveh. DH: "Yaveh dia nahatonga zava-mahatsiravina nitranga tamiko"