forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Nahoana ianareo no handeha hanaraka ahy?
|
||
|
|
||
|
izany dia fanontaniana mipetraka. DH: "tsy mety aminao ny miaraka amiko." na "tsy tokony hiaraka amiko ianao."
|
||
|
|
||
|
# Mbola hanana zazalahy ato an-kiboko ve aho ho anareo, ka ho lasa vadinareo izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Naomy dia nampiasa io fanontaniana io mba hilazana fa mety tsy hanana zanaka hafa mba ho vadin'izy ireo izy. DH: "Mazava ho azy fa tsy afaka ny hanana zanaka hafa izay mety ho vadinareo aho."
|
||
|
|
||
|
# efa antitra aho raha hanambady
|
||
|
|
||
|
ny antony maha zava-dehibe ny fananana vady dia azo nambara mazava. DH: "efa antitra loatra raha hanambady indray ka hanana zanaka maro"
|
||
|
|
||
|
# hiteraka zazalahy
|
||
|
|
||
|
"miteraka zaza" na "miteraka zazalahy"
|
||
|
|
||
|
# mbola hahandry azy ireo mandra-pahalehibehiny ve ianareo? Hahandry ve ianareo ary tsy hanambady lehilahy ankehitriny?
|
||
|
|
||
|
izany dia fanontaniana mipetraka, izay tsy mila valiny. DH: "tsy hiandry mandra-pahalehibe azy ireo ianareo vao afaka manambady azy. Te hanambady lehilahy ianareo izao."
|
||
|
|
||
|
# Mampalahelo ahy indrindra izany
|
||
|
|
||
|
Ny mampalaelo azy dia afaka lazaina mazava. DH: "mampalahelo ahy indrindra ny tsy fanananareo vady"
|
||
|
|
||
|
# ny tanan'i Yaveh no namely ahy
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "tanana" dia manondro ny herin'i Yaveh. DH: "Yaveh dia nahatonga zava-mahatsiravina nitranga tamiko"
|