forked from WA-Catalog/plt_tn
48 lines
1.2 KiB
Markdown
48 lines
1.2 KiB
Markdown
# vinanto vavy
|
|
|
|
vinanto- "vadin'ny zanaka lahy" na "vady navelan'ny zanaka lahy"
|
|
|
|
# ianareo tsirairay avy
|
|
|
|
Niresaka olona roa i Naomy, ka ireo fiteny izay manana endrika roa andrefesana ny "ianareo" dia hampiasa izany mandritra ny lahateniny.
|
|
|
|
# tranon-dreninareo
|
|
|
|
"ao an-tranon-dreninareo tsirairay avy"
|
|
|
|
# hampiseho ny hatsaram-panahy
|
|
|
|
"mampiseho fa tsy mivadika ianao"
|
|
|
|
# hatsaram-panahy
|
|
|
|
"hatsaram-panahy" dia ahitana ny hevitra momba ny fitiavana, hatsaram-panahy, ary fahatokiana.
|
|
|
|
# tamin'ny maty
|
|
|
|
"ho an'ny vadinao, izay maty." Naomy dia manondro ny zanany roa lahy izay maty.
|
|
|
|
# hanome anareo
|
|
|
|
"manome anao" na "mamela anao hanana"
|
|
|
|
# fiadanana
|
|
|
|
"fiadanana" eto dia mampiditra ny filaminana ao amin'ny fanambadiana.
|
|
|
|
# ao amin'ny tranon'izay vady hafa
|
|
|
|
miaraka amin'ny vadiny vaovao, fa tsy vadin'olon-kafa. Izy io dia samy manondro ny trano iray izay an'ny lehilahy, ary ny fiarovana amin'ny henatra amin'ny fanambadiana.
|
|
|
|
# nanandratra ny feony izy ireo no nitomany
|
|
|
|
Midika izany fa ny zanakavavy dia nitomany mafy na nitomany fatratra.
|
|
|
|
# hiverina izahay
|
|
|
|
Rehefa nilaza hoe "izahay," i Orpa sy Rota dia manondro ny tenany izy ireo fa tsy hoe i Naomy.
|
|
|
|
# miaraka aminao
|
|
|
|
Eto ny "aminao" dia endrika tokana hilazana an'i Naomy.
|