forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.5 KiB
Markdown
28 lines
1.5 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Faranan'i Paoly amin'ny vavaka fitsofan-drano.
|
|
|
|
# Ary
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "ary" dia manamarika ny fahataperan'ny taratasy. Raha manana fomba fanaovana izany ianao ao amin'ny fiteninao dia azonao ampiasaina eto izany.
|
|
|
|
# mampijoro anareo
|
|
|
|
Resahin'i Paoly toy ny hoe olona mijoro fa tsy levo eto ny fananana finoana matanjaka. DH: "mba hampatanjaka ny finoanareo"
|
|
|
|
# araky ny filazantsarako sy ny fitoriana an'i Jesosy Kristy
|
|
|
|
"amin'ny alalan'ny vaovao mahafaly izay notoriako momba an'i Jesosy Kristy"
|
|
|
|
# araky ny fanambarana ny misitery izay notazonina ho tsiambaratelo ela be tany aloha tany
|
|
|
|
Milaza i Paoly fa Andriamanitra dia naneho fahamarinana miafina tamin'ireo mpino aloha. Resahiny ho toy ny hoe tsiambaratelo ireo fahamarinana ireo. Afaka adika hoe DH: "satria nampisehon'Andriamanitra antsika mpino ny tsiambaratelo izay notanany efa ela be"
|
|
|
|
# kanefa nambara ankehitriny, ary tamin'ny alalan'ny bokin'ny faminaniana no nampahafantarina tamin'ny firenena rehetra, araka ny didin'Andriamanitra mandrakizay
|
|
|
|
Ny teny hoe "naneho" sy "nampahafantarina" dia mitovy hevitra. Ampiasain'i Paoly ireo teny ireo mba ho fanamafisana ny heviny. DH: "fa ankehitriny Andriamanitry ny mandrakizay dia naneho izany tamin'ny alalan'ny Soratra Masina"
|
|
|
|
# ho fankatoavana ny finoana
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "fankatoavana" sy "finoana" dia ampahan-teny. Afaka ampiasainao ny teny hoe "mankatoa" na "matoky" ao amin'ny fandikan-teninao. DH: "mba hankatoavan'ny firenena rehetra an'Andriamanitra satria izy ireo dia matoky Azy"
|