plt_tn/rom/16/17.md

32 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia manome fampitandremana farany ho an'ireo mpino mahakasika ny firaisana sy fiainana ho an'Andriamanitra.
# ry rahalahy
Izany dia midika hoe namana Kristiana, ao anatin'izany na lahy na vavy.
# mba hieritreritra ny momba
"mba hitandrina ny amin'ny"
# ireo izay mahatonga ny fizarazarana sy ny fanafintohinana
Izany dia ilazana ireo izay miady hevitra ary mahatonga ny hafa hitsahatra hatoky an'i Jesosy. DH: "izay mahatonga ireo mpino hiady hevitra amin'ny tsirairay ary hitsahara tsy hanana an'Andriamanitra"
# Izy ireo dia mihoatra lavitry ny fampianarana izay noraisinareo
Izy ireo dia mampianatra zavatra fa aza manaiky amin'izay marina izay efa nianaranareo"
# Ialao lavitra izy ireo
"miataha lavitra azy ireo"
# fa ny kibony manokana ihany
Eto ny teny hoe "kibo" dia milaza ny faniriana ara-nofo. Ny fanompoana ny kibo dia entina ilazana fanatanterahana ny filan'izy ireo. DH: "fa izy ireo dia te hanatanteraka ny fanirian-dratsin'izy ireo manokana"
# Amin'ny teny malefaka sy mandoka
Ny teny hoe "malefaka" sy "mandoka" dia mitovitovy hevitra. Tsindrian'i Paoly manokana ny amin'ny fomba amitahan'izy ireo ny mpino. DH: "Amin'ny alalan'ny fitenenan-javatra izay toa tsara sy marina"