# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia manome fampitandremana farany ho an'ireo mpino mahakasika ny firaisana sy fiainana ho an'Andriamanitra. # ry rahalahy Izany dia midika hoe namana Kristiana, ao anatin'izany na lahy na vavy. # mba hieritreritra ny momba "mba hitandrina ny amin'ny" # ireo izay mahatonga ny fizarazarana sy ny fanafintohinana Izany dia ilazana ireo izay miady hevitra ary mahatonga ny hafa hitsahatra hatoky an'i Jesosy. DH: "izay mahatonga ireo mpino hiady hevitra amin'ny tsirairay ary hitsahara tsy hanana an'Andriamanitra" # Izy ireo dia mihoatra lavitry ny fampianarana izay noraisinareo Izy ireo dia mampianatra zavatra fa aza manaiky amin'izay marina izay efa nianaranareo" # Ialao lavitra izy ireo "miataha lavitra azy ireo" # fa ny kibony manokana ihany Eto ny teny hoe "kibo" dia milaza ny faniriana ara-nofo. Ny fanompoana ny kibo dia entina ilazana fanatanterahana ny filan'izy ireo. DH: "fa izy ireo dia te hanatanteraka ny fanirian-dratsin'izy ireo manokana" # Amin'ny teny malefaka sy mandoka Ny teny hoe "malefaka" sy "mandoka" dia mitovitovy hevitra. Tsindrian'i Paoly manokana ny amin'ny fomba amitahan'izy ireo ny mpino. DH: "Amin'ny alalan'ny fitenenan-javatra izay toa tsara sy marina"