plt_tn/rom/15/28.md

8 lines
498 B
Markdown

# nanamafy fa voarain'izy ireo ny vokatra izay nangonina
Paoly dia miresaka ny vola izay nalainy tamin'ny Jerosalema ho toy ny vokatra. DH: "Dia nataoko tonga soa aman-tsara tany amin'izy ireo izany fanatitra izany''
# Fantatro fa rehefa mankany aminareo aho dia hiditra amin'ny fahafenoan'ny fitahian'i Kristy.
Izany fehezanteny izany dia midika fa Kristy dia hitahy an'i Paoly sy ireo mpino Romana. DH: "Ary fantatro fa rehefa mamangy anareo aho, dia hampitobaka fitahiana amintsika i kristy"