plt_tn/rom/15/28.md

498 B

nanamafy fa voarain'izy ireo ny vokatra izay nangonina

Paoly dia miresaka ny vola izay nalainy tamin'ny Jerosalema ho toy ny vokatra. DH: "Dia nataoko tonga soa aman-tsara tany amin'izy ireo izany fanatitra izany''

Fantatro fa rehefa mankany aminareo aho dia hiditra amin'ny fahafenoan'ny fitahian'i Kristy.

Izany fehezanteny izany dia midika fa Kristy dia hitahy an'i Paoly sy ireo mpino Romana. DH: "Ary fantatro fa rehefa mamangy anareo aho, dia hampitobaka fitahiana amintsika i kristy"