plt_tn/rom/15/22.md

12 lines
586 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Miteny amin'ireo mpino ao Roma momba ny fikasany manokana hamangy azy ireo i Paoly ary mangataka ireo mpino mba hivavaka.
# Noho izany ihany koa dia voasakana
Afaka adika hoe DH: "nankana ahy ihany koa izy ireoa" na " nisakana ahy ihany koa ny olona"
# tsy manana toerana amin'ireo faritra ireo intsony Aho
Mandroso hevitra i Paoly eto fa tsy misy toerana intsony ao amin'ireo faritra izay honenan'ny olona izay tsy nahare ny momba an'i Kristy. DH: "tsy misy toerana intsony ao amin'ireo faritra izay tsy naharenesan'ny olona momba an'i Kristy"