# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Miteny amin'ireo mpino ao Roma momba ny fikasany manokana hamangy azy ireo i Paoly ary mangataka ireo mpino mba hivavaka. # Noho izany ihany koa dia voasakana Afaka adika hoe DH: "nankana ahy ihany koa izy ireoa" na " nisakana ahy ihany koa ny olona" # tsy manana toerana amin'ireo faritra ireo intsony Aho Mandroso hevitra i Paoly eto fa tsy misy toerana intsony ao amin'ireo faritra izay honenan'ny olona izay tsy nahare ny momba an'i Kristy. DH: "tsy misy toerana intsony ao amin'ireo faritra izay tsy naharenesan'ny olona momba an'i Kristy"