plt_tn/rom/15/15.md

586 B

fanomezam-pahasoavana izay nomen'Andriamanitra ahy

Izany fanomezam-pahasoavana izany dia ny fanendrena an'i Paoly ho apostoly na dia teo aza ny fanenjehany ireo mpino talohan'ny fiovam-pony. Resahin'i Paoly toy ny hoe fanomezana izay natolotr'Andriamanitra azy ny fifidianana azy hoe apostoly. DH: "ny fanomezam-pahasoavana izay nomen'Andriamanitra ahy"

mba ho azo ekena ny fanatitr' ireo Jentilisa,

Resahin'i Paoly ho toy ny mpisorona, izay manao fanatitra an'Andrimanitra, ny fitoriany ny filazantsara. DH: ''mba hampifaly an'Andriamanitra ireo Jentilisa rehefa mankatoa Azy"