plt_tn/rom/15/15.md

8 lines
586 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# fanomezam-pahasoavana izay nomen'Andriamanitra ahy
Izany fanomezam-pahasoavana izany dia ny fanendrena an'i Paoly ho apostoly na dia teo aza ny fanenjehany ireo mpino talohan'ny fiovam-pony. Resahin'i Paoly toy ny hoe fanomezana izay natolotr'Andriamanitra azy ny fifidianana azy hoe apostoly. DH: "ny fanomezam-pahasoavana izay nomen'Andriamanitra ahy"
# mba ho azo ekena ny fanatitr' ireo Jentilisa,
Resahin'i Paoly ho toy ny mpisorona, izay manao fanatitra an'Andrimanitra, ny fitoriany ny filazantsara. DH: ''mba hampifaly an'Andriamanitra ireo Jentilisa rehefa mankatoa Azy"