plt_tn/rom/15/14.md

836 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mampatsiahy ireo mpino ao Roma i Paoly fa Andriamanitra dia nifidy azy mba hanatratra ireo Jentilisa.

Ny tenako izao ihany koa dia resy lahatra ny momba anareo, ry rahalahy

Azon'i Paoly antoka tokoa fa ireo mpino ao Roma dia mifanome voninahitra amin'ny fomba fihetsiny. DH: "Ny tenako dia mahazo antoka tanteraka fa ny ianareo dia nanao fihetsika nanoloana ny hafa tamin'ny fomba tena tsara"

ry rahalahy

Eto izany dia midika hoe namana Kristiana, ao anatin'izany na lahy na vavy.

feno ny fahalalana rehetra

Paoly eto mampiasa filaza masaka mba hanasongadinana ny heviny. DH: "Feno ny fahalalana ampy mba hanarahana an'Andriamanitra"

Resy lahatra aho fa ianareo ihany koa dia afaka mifananatra.

Eto ny teny hoe "mifananatra" dia midika hoe mampianatra. DH: "ary afaka mifampianatra"