plt_tn/rom/15/14.md

20 lines
836 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mampatsiahy ireo mpino ao Roma i Paoly fa Andriamanitra dia nifidy azy mba hanatratra ireo Jentilisa.
# Ny tenako izao ihany koa dia resy lahatra ny momba anareo, ry rahalahy
Azon'i Paoly antoka tokoa fa ireo mpino ao Roma dia mifanome voninahitra amin'ny fomba fihetsiny. DH: "Ny tenako dia mahazo antoka tanteraka fa ny ianareo dia nanao fihetsika nanoloana ny hafa tamin'ny fomba tena tsara"
# ry rahalahy
Eto izany dia midika hoe namana Kristiana, ao anatin'izany na lahy na vavy.
# feno ny fahalalana rehetra
Paoly eto mampiasa filaza masaka mba hanasongadinana ny heviny. DH: "Feno ny fahalalana ampy mba hanarahana an'Andriamanitra"
# Resy lahatra aho fa ianareo ihany koa dia afaka mifananatra.
Eto ny teny hoe "mifananatra" dia midika hoe mampianatra. DH: "ary afaka mifampianatra"